Eo ambany fiahian’ny Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara,
Kolonely RANDRIANIRINA Michaël,
Andriamatoa Praiminisitra lehiben’ny Governemanta,
RAJAONARISON Mamitiana,
Ramatoa Ministry ny Varotra sy ny Fanjifana,
ANDRIAMADISON Haingotiana.
dia hotontosaina ny Alakamisy 30 Jolay 2026 ny fitokanana amin’ny fomba ofisialy ny Foiben-toerana vaovao an’ny ANMCC ao Ifarihy By-pass.
